Fifandraisan-davitra sy « Internet »

Nihisatra sy nisavoritaka ambony ambany omaly


  • Alakamisy 28 Desambra 2023

Nisavoritaka ambony ambany! Izay no azo ilazana ny tontolon’ny fifandraisan-davitra omaly,

raha ny fitarainana voaray tamin’ny ankamaroan’ireo mpikirakira izany. Saika nahitana io fikorontanana io avokoa ireo tambazotram-pifandraisan-davitra miisa 3 eto amin’ny firenena. Manakoako hafahafa ny antso an-telefaonina no sady tsy nety nahazo izay olona nantsoina. Ny tambazotran-tserasera na tambazotram-pifandraisana moa dia niisatra amin’ny fotsy be tsy ahitana na sary na soratra tsy misy hitiavana azy iny indray. Rehefa tsy izay dia manjavona tanteraka ny katrokonja na “connexion”. Miandry hatrany ny vokatry ny fanadihadiana parlemantera momba azy itony, araka izany, fa eo indrindra ihany koa ny fepetra entitra raisin’ny fitondram-panjakana manoloana izany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT