Actualités

Fifandraisan-davitra « Smart village » 50 no hatsangana


  • Alakamisy 18 Jona 2020

Fitaovana tsy afaka amin` ny besinimaro intsony ny aterineto. Efa tsy afaka miasaraka amin` ny fiainana andavanandron` ny mponina mihitsy izany.

 

 

 

 

Manoloana izany, maro ireo asa hotanterahin` ny ministeran` ny Paositra, ny Fifandraisan-davitra ary ny Fampiroboroboana ny haitao ara-kajy mirindra. Hananganana Smart Villages 50 isa amin’ny faritra 22 manerana ny Nosy ka distrika 45 isa no hanokafana “Hotspots” tsy andoavam-bola na “Wifi gratuit”. Fanombohana ihany ny amin’ity taona ity amin’ireo distrika ireo fa hahenika ny distrika rehetra maneran’ny Nosy ny ezaka atao, hoy ny ministera tomponandraikitra.

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT