Fifandraisan-davitra

Sady lafo be no tsy mahafa-po


  • Alarobia 23 Oktobra 2024

Efa sady lafo be no tsy mahafa-po amin’izao fotoana izao ny saran’ny fifandraisan-davitra eto Madagasikara.

Efa ela moa no niainana izany teto amin’ny firenena. Iaraha-mahalala hoe fara-faha keliny, 5 taona. 5 taona no tsy nisiana afa-tsy fihetsiketsehana isan-karazany fotsiny ary farany teo, volana maromaro lasa izay, dia hoe hanasazy na handray fepetra mikasika an’ireo mpandraharaha amin’ny sehatry ny fifandraisan-davitra ireo raha toa ka tsy mampidina ny saran’izay fifandraisan-davitra izay. Talohan’izay moa dia nisy koa izany vaomiera misahana an’ireo izany teny amin’ny antenimieram-pirenena teny saingy azo lazaina ankehitriny hoe nitsefotra tanteraka. Very an-javony! Rehefa tsy hamaha ny olana, tsy handray fepetra manoloana ny zava-misy ny fitondram-panjakana na koa hoe angady tsy mahatapaka ahitra izany dia aiza sisa no azon’ireo mpanjifa iantorahana?
J. Mirija
Sary fanehoana
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT