Fifandraisan-davitra

Miha mangana hatrany ireo mpanjifa


  • Talata 23 Jolay 2024

Tafahoatra! Izay no azo ilazàna ny afitsok’ireto orinasam-pifandraisan-davitra eto

Madagasikara amin’izao fotoana izao ireto. Tsy misy izay tsy mampitaraina ireo mpanjifa ny ataony rehetra. Ratsy dia ratsy ny tolotra. Nefa mbola lafo dia lafo ihany koa. Miha mangana hatrany ireo mpanjifa, raha ny fitarainana voaray. Don-tandroka amin’ny fitondram-panjakàna manoloana ny fikasan’ity farany hiditra amina fiaraha-miasa amina mpandraharaha vaovao toy ny Starlink ve no antony? Isan’ny fanontaniana manitikitika ireo mpisehatra amina tambazotra samihafa toy ny aterineto na «internet» sy Facebook io. Ireo miasa amin’ny alalan’izany any an-tokantranony avy any na ireo manao irony antsoina hoe «télétravail» irony moa no tena mahatsiaro ho mangana ao anatin’ny izany rehetra izany, raha ny fitarainana voaray hatrany.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT