Actualités

Fifanakalozana ara-bola Miala any indray ny « Pop MVola »


  • Alarobia 31 Mey 2023

Notokanana tetsy amin’ny Galaxy Andraharo ny faran’ny herinandro teo ny atao hoe Pop MVola. Izy io, raha ny fanazavana,

dia sampan-draharaha mikirakira vola ahafahan’ireo mpanjifa, olon-tsotra, orinasa sy ny maro manao ireo fifanakalozana ara-bola mahazatra azy rehefa mampiasa ilay tolotra mahazatra hoe MVola. Toerana natao handraisana ny fitarainan’ireo mpanjifa sy hanomezana vahaolana ho azy ireo ihany koa ity toerana ity, hoy ny tomponandraikitry ny serasera, Liana Ramiandrisoa. Hatramin’ny taona 2021 ny MVola no efa banky dizitaly ary izao tetikasa izao dia kasaina ho aparitaka manerana ny nosy, indrindra, ireo faritra be mponina ho fanatonana kokoa ireo mpanjifa, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT