Fifanakalozam-bola

Matetika loatra ilay fikatsoana amin'ny finday


  • Zoma 20 Jona 2025

Lasa matetitetika tato ho ato ny fikatsoan’ny fifanakalozam-bola amin’ny finday.

Maro ireo olompirenena velon-taraina omaly nanoloana izany. Efa hatramin’ny maraina, hoy ny raim-pianakaviana iray omaly hariva. Ny MVola manao ohatran’izao foana, hoy koa ny renim-pianakaviana iray. Ity orinasam-pifanakalozana voalaza teo ity, izay efa nitrangàn’ny olana toy iny nitranga omaly iny ihany koa, 1 volana teo izay. Andrasana hatrany moa ny fanazavàn’ireo tomponandraikitra satria dia efa miha mitonbo hatrany amin’izao fotoana izao ireo mikirakira fifanakalozam-bola amin’ny alalan’ny finday izay, indrindra, aty an-drenivohitra.
Nangonin’i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • JIRAMA
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Handatsaka orana artifisialy

  • Voaheloka sy mbola
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

misy dosie goavana i Marie Michelle

  • FAHARETAN’NY
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

PASIPAORO HO 10 TAONA

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

Hijery ny tohiny
FTT