Fifanakalozam-bola iraisampirenena

Hiara-hiasa ny Tongasoa Thunes, Orange Money Europe, MVola


  • Zoma 02 Febroary 2024

Taorian’ny Western Union, MVola Comores, Taptap Send et MFS Africa,

MoneyGram dia anjaran’ny Tongasoa Thunes sy Orange Money Europe indray izany manomboka izao no miara-miasa ihany koa amin’ny MVola eo amin’ny sehatry ny fifanakalozam-bola iraisampirenena. Ny Orange Money Europe moa izany no marimarina kokoa no tena miditra anatin’ny rafitra fampifanakalozana izay amin’ny alalan’ity fanangonana anatiny antsoina hoe Thunes ity. Efa hita hatramin’ny fisasahan’ny volana janoary teo fa fahombiazana ny fandefasam-bolan’ireo diaspora malagasy amin’ny alalan’ny fampiasana ity Orange Money Europe ity na avy any Alemanina io na Belzika na Espainina na France na Italie na Pays Bas, hoy hatrany ny fanazavana.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT