Fifampiarahabana taom-baovao

Vonona hanome fahafaham-po ho anao ny Pho Resto


  • Alakamisy 09 Janoary 2025

Toeram-pisakafoana malalaka tsara mahazaka olona hatramin'ny 100 isa ny PHO Resto.

Misy koa ny efitra natokana ho an'ireo mpinamana, mpiara-miasa ,mpianakavy mba te hiaraka hisakafo na hanala azy kely aorian'ny asa, na ihany koa hankalaza daty manokana, indrindra moa fa raha hifety sy hifampiarahaba noho izao taom-baovao 2025 izao . Manana "salles privées" ny PHO Resto.
COCKTAIL DE FÊTE
Raha ny lafiny sakafo kosa indray, misy izay ilaina, na zava-pisotro na tsakitsaky ao amin'ity toeram-pisakafoana ity, samy afaka mahazo izay tiany avokoa na ireo tia ny mamy na ireo tia ny sakafo masira. Tolotra vaovao ihany koa no atolotry ny PHO Resto ho an'ny mpanjifany dia ny "cocktails de fête", izay manomboka amin'ny sarany 10 000 Ar isan'olona izany.
ANY AN-TRANO...
Tsara ho fantatra ihany koa fa azo atao tsara ny miantso azy ireo raha toa ka any an-trano na any anaty Birao no safidy hanaovana ny fety na fifampiarahabana . Mandray ny antso , afaka manazava ireo tolotra rehetra misy ny 034 99 910 99.
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Talata 05 Mey 2026

«Mila lalàna afaka manasoa

  • FIARAHA-MIASA
  • Talata 05 Mey 2026

Influenceurs miisa 7 lasa any Rosia

  • Tontolo iainana,
  • Talata 05 Mey 2026

tanora, angovo azo havaozina

  • Alaotra Mangoro
  • Talata 05 Mey 2026

Misokatra ny taom-piotazana,

  • Fanorenana ny
  • Alatsinainy 04 Mey 2026

fandriampahalemana

  • Depiote Naivo Raholdina
  • Alatsinainy 04 Mey 2026

Voasambotry ny mpitandro ny filaminana…

Hijery ny tohiny
FTT