Actualités

Fiatrehana ny rivodoza Nanolotra kamiao iray ho an’ny BNGRC ny CRS


  • Alatsinainy 05 Oktobra 2020

Nanolotra kamiao iray ho an’ny biraom-pirenena misahana ny fitantanana ny loza sy tandindon-doza eto Madagasikara na ny BNGRC ny CRS Madagascar ny sabotsy teo.

 

Antony, raha ny fanazavana dia fanampiana ity birao ity amin’ny fanatanterahany izay asa fitantanana sy fisorohana mialoha ny loza sy tandindon-doza izay. Hiditra anatin’ny fotoam-pahavaratra rahateo isika ato ho ato ary ao anatin’izany ihany koa ny fotoanan’ny rivodoza. Ny CRS moa izay fikambanana Katolika misehatra eo amin’ny fanaovana asa soa, hoy ny fanamarihana.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT