Hisy ny fanavaozana ny fomba fiasa entina miatrika ny loza voajanahary eto Madagasikara ka ny sehatry ny serasera no tena hohamafisina
. Fantatra io nandritra ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny maha olona natao tetsy amin’ny foibe toeran’ny BNGRC Antanimora omaly. Homena lanja manokana ny fampandraisana anjara ny sehatra tsy miankina eo amin’ny lafiny fampiroboroboana ny maha olona.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.