FIATREHANA NY EURO 2024

Efa misy eto ireo fahitalavitra raitra kanefa tsy lafo


  • Alakamisy 13 Jona 2024

Saika mirona any amin’ny fanarahana ny lalao baolina kitra iadiana ny amboaran'i Eoropa

avokoa na ny Euro 2024 ny isan-tokantrano amin’izao. Izay rahateo no malaza izay efa hanomboka ny Zoma 14 Jona ho avy izao any Alemana, haharitra iray volana. Tsy vitsy ireo mikasa ny hanolo vata fahitalavitra manoloana izany raha efa manakaiky rahateo ny fetin’ny Ray. Ho an’ny Tranombarotra « Baolai » etsy Analakely, Soarano ary ao Bazar - be Toamasina manokana dia izy no masovoho ofisialy eto Madagasikara an' ny marika avo lenta sy fanta-daza erantany « Toshiba sy Hisense ». Izy ireo ihany koa no mpiara-miombon’antoka amin’ny « Euro 2024 ». Maro ny tolotra miavaka omeny manoloana izany. Ho an' ireo izay mividy congélateur iray dia hahazo Smartphone iray maimaim-poana. Toraka izany koa ny televizionina fisaka misy 17 hatramin' ny 120 pouces ( misy antoka 1 taona daholo ), lave - vaisselle, machine à laver smart wi-fi, réfrigérateur vitrée, » hoy ny tompon' andraikitra. Mbola misy koa ny synthétiseur, machine à café à capsule, subwoofer, kits solaires , mini radio baffle bluetooth, panneaux mono sy polychristalline - projecteur sy lampadaire , climatiseur, table de mixage, friteuses sy four multi - fonction, …
Pati
Legende : Hafa ihany ny manana vata fahitalavitra tsara tahaka izao !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT