Fiarovana ny tontolo iainana

Napetraka ny ECO-RRC


  • Alakamisy 29 Febroary 2024

Ny 27 febroary teo, raha ny fampitam-baovao voaray,

dia tontosa ny fifanaovan-tsonian’ireo mpisehatra iraisampirenena sy anatiny eto Madagasikara momba ny fiarovana ny tontolo iainana sy ny filaminan’ny toetr’andro na «écosystème». Tsy iza moa ireo fa ny WWF sy ny BNGRC. Misy ao anatin’izany rehetra izany ny petrakevitra na «concept» antsoina hoe ECO-RRC na «Réduction des risques de catastrophe fondée sur les écosystèmes» ho fomba fiasa hahafahana manena izay loza mitatao amin’ny tontolo iainana sy ny filaminan’ny toetr’andro izay. Hiara-hiasa akaiky amin’ireo mpisehatra anatiny momba ny tontolo iainana eto amin’ny firenena izahay, hoy ny solontenan’ny WWF eto amintsika, mba hahombiazana eo amin’izay lafiny fiarovana ny tontolo iainana sy ny manodidina azy izay.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT