Actualités

Fianarantsoa Misy fikorontanana ny famatsiana herinaratra


  • Alarobia 01 Febroary 2023

Namoaka fampahafantarana omaly ny avy anivon’ny direksionin’ny JIRAMA Matsiatra ambony fa noho ny tsy

fahampian’ny vokatra tsinjaraina dia misy fikorontanana ny famatsiana herinaratra ao amin’ny tananan’I Fianarantsoa. Hisy ny fahatapahan’ny herinaratra, noho izany. Mandritry ny ora maha be mpampiasa izany herinaratra izany no tena hamaivay izay fahatapahan’ny herinaratra izay. Niala tsiny mialoha manoloana ny mety ho fanelingelenana aterak’izany moa ny JIRAMA ary nisaotra ihany koa ireo mpanjifa noho ny faharetan’izy ireo.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT