Actualités

Fianakaviana Ravalomanana Vita batisa ny zafikely fahaefatra


  • Alatsinainy 07 Septambra 2020

Nahazo fahasoavana ny fianankaviana Ravalomanana. Tontosa teny amin’ny FJKM Imerikasinina omaly alahady 06 septambra 2020 ny batisan’I Timoty

 

 

Ravalomanana, zafikelin’ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana. Zanak’I Tojo sy Claudia Ravalomanana ity zazalahy ity, ary zafikelin’i Marc sy Lalao Ravalomanana faha efatra satria telo mirahalahy no zafikely hatreo ka ny roa lahy zanaky ny lahimatoa ary ny lahy iray zanaky ny vavimatoa. “Faly tena faly nahazo fahasoavana sy fitahiana avy amin’Andriamanitra”, hoy ny Filoha Ravalomanana tao amin’ny tambajotran-tseraserany omaly.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT