Actualités

Fialan-tsasatra lehibe Fotoana ahafahana manavao ny fitaovana ao an-tokantrano


  • Alakamisy 20 Jolay 2023

Rehefa amin' ny vaninandro fialan-tsasatra toy izao dia ny hiaka farany amin’ny teknolojia no tena maha sarika ny daholobe. « Amin' izao fotoana izao,

dia izahay ato amin' ny Tranombarotra « Baolai » eto Soarano, Analakely sy ao Bazar - be Toamasina no masovoho ofisialy ny marika fanta- daza maneratany avy any Japon « Toshiba ». Misy manomboka 32 hatramin' ny 75 pouces. Ny antsiprihany izany dia ho azo ao amin' ny pejy fb sy site web anay » hoy ny tompon' andraikitra. Mbola mitohy ilay fihenam-bidy amin' ireo fahita lavitra fisaka ao amin' izy ireo, misy manomboka 32 hatramin' ny 85 pouces ary ny laser tv 100 pouces (misy antoka 1 taona ). Mbola misy koa ny entana vaovao maro, toy ny panneaux solaires mono sy polychristallins - congélateur (mitazona atsika 135 ora aorinan' ny delestazy) : izay ilaina tokoa amin' izao fotoana izao. Ao ny synthétiseur, Laser Tv 120 pouces (misy antoka 1 taona ), machine à laver transparent, subwoofer, climatiseur, table de mixage, mini radio- baffle buetooth solaire. Ezahina ny hahafahan’ny isam-pianakaviana mahazo entana tsara araka ny filàna sy ny vola am-pelatanana satria efa iaraha-mahalla ihany ny fahasahiranana.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT