Fiakaran’ny rano tany Mandoto

Tovovavy roa vao herotrerony no namoy ny ainy


  • Alakamisy 15 Febroary 2024

Ora-mikija tsy miato no niainan’ny mponina tany amin’iny faritra

Vakinankaratra iny hatramin’ny omaly Alarobia 14 Febroary, raha araka ny vaovao voaray. Miakatra izaitsizy ny renirano vokatr’izany antony nahafatesana tovovavy roa tany an-toerana ny Alatsinainy lasa teo. Voalaza ho mpiasan'ny Institut Pasteur izy mirahavavy kely ireto raha namita iraka tany Anjoma Ambaravaranala, kaominina ambanivohitra Mandoto, Faritra Vakinankaratra no anton-diany. Nandrasana tao Mandoto ny razana hatramin’ny Talata lasa teo raha efa nentina namonjy ny fianakaviany aty Antananarivo kosa ny iray omaly Alarobia .Sa Nah sy Ony Samuella no anaran’izy mirahavavy kely namoy ny ainy ireto. Vao 20 taona mahery avokoa izy mirahavavy ireto.
Pati
Legende : Izy mirahavavy fony fahavelony !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT