Actualités

FFKM Miantso fitoniana


  • Alarobia 22 Jolay 2015

Nanao fanambarana miantso fitoniana sy fampihavanana ny FFKM, fa tena ao anaty fahasahiranana ny firenena

 

. Miantso ny tsirairay samy handini-tena sy hanao izay manandrify azy hisian’izany fitoniana izany ny FFKM, ho tombontsoan’ny maro an’isa. Aoka tsy hifandranina fa hifampiresaka sy hifampihaino sy fifampidinihana hisian’ny firaisankina hahafahana miatrika ny asa fampandrosoana. Miantso ny mpitondra hanatanteraka ny fampanantenana nataony koa ny FFKM.

Nangonin’i Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • PRRM :
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Fitsarana mbola nolovaina tamin’ny Frantsay

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT