FETIN’NY RENY

Betsaka ireo fanomezana tsara nefa amin’ny vidiny mirary


  • Talata 21 Mey 2024

Fety iray anisan'ny malaza sy manana ny toerany isan-taona ny fetin'ny reny. Ankalazaina ny 29 mey izao izy io amin'ity taona ity .

Fomba fanao ny manolotra fanomezana ho an'i Neny, ka ao anatin' izany indrindra, dia tsy vitsy ireo magazay lehibe no manao tolotra manokana. Anisan' izany ny Tranombarotra « Baolai » etsy Analakely, Soarano ary ao Bazar - be Toamasina. « Maro ny entana lohalaharana amin' ny kalitao vao tonga ao amin’izy ireo amin’izao ankatoky ny fankalazana ny fetin’ny Reny izao. Tafiditra ao anatin’izany ny réfrigérateur vitrée, projecteur sy ny lampadaire solaire. Ho an' ireo izay manjifa congélateur iray izay mitazona ny hatsiaka aorin’ ny delestazy dia hahazo Smartphone iray maimaim-poana. Mbola misy koa ny televizionina fisaka manomboka 17 hatramin' 85" marika « Toshiba, Hisense » sy « Jeyoo » - Laser Tv misy hatramin' ny 120" izay misy antoka 12 volana avokoa. Ny machine à laver smart wi-fi, ny climatiseur, ny panneaux solaires mono sy polychristalline, ny table de mixage, ny synthétiseur, ny mini radio baffle bluetooth solaire, ny friteuses sy ny four multi - fonction, ny subwoofer, ny machine à café à capsule. Natokana ho an’ny neny avokoa izany rehetra izany.
Pati
Legende : Ireo karazana kojakojan-tokantrano marobe hamidy ao amin’ny tranom-barotra Baolai !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT