Actualités

FETIN’NY MPIFANKATIA Maro ireo fanomezana azo hatolotra ny olon-tiana


  • Alakamisy 26 Janoary 2023

Efa saika miomankomana amin’ny fankalazana ny fetin' ny mpifankatia indray ny rehetra amin’izao faramparan’ny volana Janoary izao.

Mandritra izany dia hisy ny tolotra miavaka azon’ireo tranombarotra maro samihafa hanampiana ireo hividy fanomezana ho an’ny olon-tiany. Ho an’ny tranom-barotra « Baolai » etsy Soarano sy Analakely ary ao amin’ny Bazaribe Toamasina manokana dia maro azo hisafidianana izy ireny. Anisan’ireny ny fahitalavitra fisaka marika « hisense ». Misy fihenam-bidy goavambe izay eo anelanelan’ny 18% hatramin’ ny 33% amin’ ireo Laser Tv 4K de 100" sy Smart Tv ary ny télé Led misy manomboka 32" hatramin ny 85". Ho an ' ireo izay manjifa Smart Tv 65" iray mitondra ny referansa 65A6H ( Stock limité) kosa dia hahazo Smartphone 1 maimain-poana izay mividy izany. Misy ihany koa ny fihenambidy samihafa amin' ireo smart tv sy télé Led jeyoo sasantsasany ( misy antoka 12 volana daholo) » hoy ny tompon' andraikitra. Ao amin’izy ireo ihany koa ahitana subwoofer, réfrigérateur izay mitazona ny hatsiaka 135 ora aorian’ ny delestazy, ny machine à laver, ny brushing, ny machine à café à capsule, ...
Pati
Legende : Vonona handray ny rehetra ny tranombarotra Baolai manerana ny Nosy !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT