FETIN’NY MPIFANKATIA

Betsaka ny fanomezana azo hatolotra nefa amin’ny vidiny mirary


  • Talata 28 Janoary 2025

Hankalazaina ny datin’ny Zoma 14 Febroary ho avy izao ny fetin’ny mpifankatia na ny Saint Valentin taona 2025.

Betsaka ireo karazana fanomezana azo hatolotra mandritra izany nefa amin’ny vidiny mirary. Manana tolotra miavaka mifanojo amin’ izany ny Tranombarotra « Baolai » etsy Soarano sy Analakely ary ao amin’ny Bazaribe Toamasina. Arahin’ny Promotion spéciale Nouvel An Chinois » izany raha ny fantatra amin’ ireo réfrigérateur marika « Hisense » sasany. Izay manjifa réfrigérateur koa dia fantatra fa hahazo Smartphone iray maimaim-poana. Manana entana maro loha- laharana amin'ny kalitao koa izy ireo toy ny Smart Tv marika « Toshiba ». Ho an’ ny marika « Jeyoo », dia efa misy ny réfrigérateur double porte sy ny Télé Led 12 volts mandeha batterie, misy 19, 22 ary 24 pouces tsy mila herinaratra. Hahazo tombony koa ny vehivavy amin’ireo karazam-pitaovana ilainy amin’ny fiainana andavanandro toy ny fer à lisser ( volo ), ny four à gaz sy électrique, ny machine à café à capsule, ny ventilateur, ny brushing, … Mikasika ny ady amin’ny delestazy na ny jiro tapatapaka isan’andro moa dia fanomezana azo hatolotra tsara koa ny kit solaires panneaux solaires mono sy polychristalline, ny convertisseur, ny batterie, ny luminaires sy projecteurs, ny mini radio baffle bluetooth solaire izay efa hananan’ny tranom-barotra Baolai avokoa.
Pati
Legende : Maro azo hisafidianana tahaka izao ny entana ato amin’ny tranom-barotra Baolai !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT