Actualités

Fetim-pirenena Nisantatra azy ny ankizy


  • Alakamisy 19 Jona 2014

Niaka-dapa ny ankizy omaly, nisantatra sahady ny fankalazana ny faha-54 taona niverenan’ny fahaleovantenam-pirenena izay mifanindran-dalana amin’ny fankalazana ny iray volan’ny ankizy.

 Nisy 1.250 izy ireo, notsongaina avy amin’ny EPP sy fianakaviana sahirana manerana ny Boriborintany enina eto an-drenivohitra, notoloran-dRtoa Voahangy Rajaonarimampianina, vadin’ny filoham-pirenena, harendrina sy ranomboankazo isanisany avy sady nanentana ireo ankizy hianatra tsara. Nanotrona azy ny solontenan’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena ary ny avy amin’ny Kaominina. Namalifaly azy ireo i Momota.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT