Actualités

Festival Zôva Hampiala voly ireo mpiala sasatra tonga any Mahajanga


  • Alarobia 20 Aogositra 2014

Fotoanan’ny fialantsasatra izao eto Madagasikara, maro ireo olona hamonjy morontsiraka noho izany. Anisan’ny toerana mahavantana ny olona ny any Mahajanga

Izany indrindra no nisian’ny fikarakarana ny hetsika Festival Zôva. Mampiavaka ity hetsika ity raha ny nambaran’ny mpikarakara Atoa Rajaonarivelo Jores dia natao ho an’ny olona rehetra fa tsy miompana loatra amin’ny fomban-drazana fa saingy kosa manome lanja ny faritra Boeny. Misy ihany koa ny fampisehoana ara-javakanto sy kolontsaina maro. Andiany voalohany ity atao any Mahajanga ity ny 28 ka hatramin’ny 31 aogositra ho avy izao ary miahy ny hetsika ny minisiteran’ny kolontsaina sy ny vakoka.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT