Actualités

“Festival SOBAHYA” Atao any Katsepy ny andiany faha 11


  • Zoma 08 Aogositra 2014

Tahaka ny fanao isan-taona dia hisy indray ny “Festival SOBAHYA”. Amin’ity indray mitoraka ity dia omena lanja manokana ny kolotsaina Malagasy

indrindra fa ny an’ny Sakalava. Hetsika maro no nomanin’ny mpikarakara amin’izany toy ny fampirantiana ny asa tanana vita avy any an-toerana, eo ihany koa ny hetsika  ara- kolotsaina maro toy ny dihy, ny fampisehoana ny lamba fitafy avy any amin’ny Faritra Sakalava ary tranoheva maro. Ny 22, 23 ary 24 ny volana aogositra ny hisian’ny hetsika any amin’ny Faritra Boeny distrikan’i Mitsinjo ka ny ministeran’ny kolotsaina sy ny vakoka ary ny asa-tanana no miahy ny hetsika. Nambaran’ny mpikarakara fa 14000 eo ho eo ny mpitsidika handrasana.  

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT