Actualités

Festival Lampogno Hanome lanja ny kolontsaina Tsimihety


  • Talata 19 Aogositra 2014

Tahaka ny isan-taona dia hisy indray ny Festival Lampogno. Amin’ity indray mitoraka ity dia homena lanja manokana ny kolontsaina Malagasy,

indrindra fa ny an’ny faritra Sofia. Hetsika maro no homanin’ny mpikarakara amin’izany toy ny fampirantiana ny asa tanana vita avy any an-toerana, eo ihany koa ny hetsika ara-kolontsaina maro toy ny dihy, ny fampisehoana ara-javakanto avy any amin’ny faritra Tsimihety ary ny varotra fampiratiana. Anisan’ny tanjon’izy ireo ihany koa ny fanentanana ny ady atao amin’ny aretina VIH/SIDA. Ny 28 ka hatramin’ny 31 aogositra no hisian’ny hetsika any Antsohihy. Marihana fa andiany fahafito ity hotanterahina any an-toerana ity.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT