Hanomboka amin’ny alatsinainy 14 jolay ny fankazalana ny fomba aman-panaon’ny foko Sakalava amin’ity taona ity izay tafiditra ao anatin’ny “Festival Koezy 2014”. ....
Andiany fahefatra ity koezy ity izay hetsika ho fanomezan-danja ny kolontsaina Sakalava sy ny faritra Boeny. Raha adika ny hoe : koezy dia fampandrosoana vahiny ary saika izay no atao mandritra ny fanompoambe atao ao amin’ny doany Miarinarivo Tsararano. Voalazan’ireo mpikarakara fa hitohy amin’ny volana aogositra ny fankalazana.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.