Fenoarivo Atsiomondrana

Zaza menavava vao teraka nisy nanary


  • Alatsinainy 30 Septambra 2024

Manao tohivakana ny fanariana menaky ny ainy hataon’ny Renim-pianakaviana tato ho ato.

Zaza tombanana ho 7 volana an-kibo izany hoe : teraka tsy ampy volana saingy velona soa aman-tsara no nisy nanary niaraka tamin’ny fako tao anaty baoritra teny Fenoarivo Atsimondrano teny andro vitsy lasa izay. Raha araka ny loharanom-baovao azo dia Ramatoa handeha hanetsa no nahita ilay baoritra nihetsika kely ka nisintona ny sainy hanatona. Rehefa nojerena izany dia hita tao ilay tsy manan-tsiny kely. Niantso ireo tompon’andraikitra teny amin’ny manodidina ity Ramatoa ity nanoloana izany ka noraisiny an-tanana sy nokarakarainy ilay tsy manan-tsiny kely, rehefa nahazoany alalana. Salama tsara moa io zaza io hoy ny vaovao azo.
Pati
Legende : Santionany tamin’ireo zaza tsy manan-tsiny narian-dReniny teto amintsika !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT