FENOARIVO ATSINANANA

Olona 7 mianaka voapoizin'ny ovy ala sy hofikarina


  • Zoma 04 Jolay 2025

Olona 7 mianaka indray no fantatra fa tratran'ny fanapoizinana ara-tsakafo

vokatry ny fihinanana ovy ala nifangaro hofikarina tany Fenoarivo Atsinanana ny 30 Jona alatsinainy lasa teo. Namoy ny ainy mihitsy ny zaza iray vao 2 taona monja nihinana izany na dia efa nanaraka fitsaboana tao amin'ny hopitaly Ampasina Maningory aza hoy ny vaovao. Tsy misy ahiana kosa ny ain'ireo 6 mianaka ambiny. Voalaza ho tsy nialon'andro moa ireo sakafo ireo fa nandrahoina tamin'io andro io ihany ary nozaraina tamin'ny manodidina avy eo. Nangonin'i
Pati
Légende : Ny mpitsabo mikarakara ilay marary ao amin'ny hopitaly !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • JIRAMA
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Handatsaka orana artifisialy

  • Voaheloka sy mbola
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

misy dosie goavana i Marie Michelle

  • FAHARETAN’NY
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

PASIPAORO HO 10 TAONA

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

Hijery ny tohiny
FTT