Fehin-tendan’ny filoha

Misy tantara…


  • Zoma 21 Novambra 2025

Ny "Écharpe" na fonon-tenda hanaovan’ny

filohan’ny fanavaozana ny repoblika malagasy amin’izao fotoana izao, hoy ny isan’ny fanazavàna voaray avy amin’ny mpandinika momba izany, dia satria ny Kolonely miaramila dia manao fehin-tenda tsy ho fanampin'akanjo fa ho mariky ny baiko sy ny fanavahana. Fomban-drazana ara-tafika izay efa nisy taonjato maromaro ary manana lanja ara-panoharana matanjaka izy io. Mariky ny fahefàna ary famantarana eny an-kianja ny andraikitra ambony sahanin’ilay manao izay aron-tenda izay. Ny tafika eoropeanina fahizay no voalaza ho nanomboka azy io, raha iverenana ny tantara, ka na fehikibo miloko na izay fehin-tenda miloko izay no hanavahana ny lehibe amin’izy ireo. Any amin’ireo firenena sasany aza moa dia miloko ny sainam-pirenena mihitsy izay fehin-tenda izay, raha ny angona tahirin-kevitra voaray hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

  • Fanohanan’ny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Faritra Analamanga

  • Varatra
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

nitera-doza

  • PM Rajaonarison Mamitiana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Manana ny programany i Madagasikara,

Hijery ny tohiny
FTT