Actualités

FASANA AMBAHAVALA SAMBAVA Tovolahy tratra nanoroka karan-doha


  • Alarobia 09 Aogositra 2023

Tovolahy iray omaly Alarobia 08 Aogositra maraina no tratra nanao bouche a bouche na horokabe tamina karandohan’olona efa maty tao amin’ny Fasana Ambahavala Sambava.

Nosimbainy ny hazovato miisa 3 nandritra izany nakany ilay karan-daoha tao anatin’ilay tranon-drazana. Soa ihany anefa fa nisy olona nanamboatra tranon-drazana naheno fa ny zavatra nataon’ity tovolahy ity ka nijoko azy moramora. Rehefa nojereny tokoa dia hitany ilay tovolahy efa mifalibe sady nanome horoka mamibe ilay bakaran-doha. Taitra ireo roalahy izay nanamboatra tranon-drazana ka niantso haingana ny mpitandro ny filaminana teo anivon'ny kaominina sy ny zandary . Nanazava ity tovolahy ity fa nohon'ny olana vokatry ny tsy fahampian’ny fitiavana sy ny fifohana jamala no nahatonga ho lasa adala tahaka izao. Miantso ireo olona manana havana milevina ao amin’io faritra io moa ny mpitandro ny filaminana mba samy hanara-maso ny razany.
Pati

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT