Actualités

Farittra Menabe Ahitam-bokatra ny ady amin’ny kolikoly


  • Zoma 16 Oktobra 2020

Mitaky fotoana lava ny fandinihana fitorohana, hoy Rakotoarisoa Faramalala, tale iraisam-paritra Antananarivo – Menabe eo anivon` ny BIANCO nandritra ny diany tany amin` ny faritra Menabe.

 

 

 

 Misy dingana tsy maintsy arahina hoy ihany izy. “Aty Antananarivo mandalo ny atao hoe “comité de délibération ny fitorohana iray hanadihadiana raha misy fandikan-dalàna sy tranga kolikoly ny fitoroahana iray. Aorian`izay vao manokatra fanadihadiana ny sampandraharaha misahana izany avy aty Antananarivo sy Menabe”. Nambarany hatrany fa manomboka mazoto amin` ny fanantonana ny BIANCO sy fanaterana fitorohana ny mponina any amin`ny faritra Menabe. “Hatramin` ny 6 ora sy sasany hariva dia mbola misy olona tonga manantona biraon` ny BIANCO. Midika izany fa ahitam-bokany ny ady atao amin` ny kolikoly” Manatanteraka fitsidihana isam-paritra moa ity tomponandraikitra ity sy ireo mpiara miasa aminy izay tafiditra amin` ny fampahafantarana ny fomba fiasa vaovao nentin` ny tale jeneraly ny fampanaovana ny tsirairay amin` ny ady amin`ny kolikoly (MOFF). Misokatra amin` ny politikam-paritra ny politika nasionaly iadiana amin`ny kolikoly izay efa nisy

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT