Faritr’i Vakinankaratra

Mamirifiry ny fanala


  • Alarobia 17 Jolay 2024

Efa ho tapa-bolana mahery izao. Mamirifiry ny fanala ao Vakinankaratra ao,

raha ny fampitam-baovaon’ny mponina any an-toerana. Iny manodidina an’Andranomanelatra sy Fiadanana iny moa no tena miharitra azy io amin’izao fotoana izao, raha ny fanazavana voaray. Manodidina ny 3 hatramin’ny 4°C eo ny maripana ambony indrindra rehefa milatsaka toy izao ny fanala na «givre», hoy ny fiantsoana azy amin’ny teny frantsay. Misy fotoana tena manafosafo ny 0°C mihitsy izany. Mangitsy dia mangitsy, hoy ny any Vakinankaratra any.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT