Actualités

Faritra SAVA Kamiao iray tratra nitondra hazo tsy ara-dalàna


  • Alarobia 13 Mey 2020

Tratran’ireo tompon’andraikitra Mitohy hatrany ny ezaka hataon’ny Ministeran’ny tontolo iainana sy ireo miparitaka eny ifotony amin’ny fanaraha-maso ny

 

 

 

fitrandrahana tsy ara-dalàna ireo hazo sarobidy eto amintsika. Anisan’ny manatanteraka izany ny ekipan’ny Direction Regionale de l’Environnement et du Développement Durable any amin’ny Faritra SAVA. Kamiao Cossovo iray no tra-tehak’izy ireo tao Ankijabe Ampanefena ny zoma lasa teo. Nitondra hazo Madrier 59 isa, demi-madrier 60 isa, 4 face miisa 9 ary plateaux miisa 11 ity kamiao ity. Najanona avy hatrany moa ity kamiao ity am-panatanterahana ny fanadihadiana ireo tompon’andraikitra ao amin’ny DREDD alohan’ny hanolorana ity raharaha ity eny anivon’ny fitsarana any Antalaha.

Nangonin’i Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT