Actualités

Faritra Atsimon’ny nosy Nahazo 4,16 tapitrisa dolara ny fampianarana


  • Alarobia 08 Jolay 2020

Nahazo famatsiam-bola avy amin` ny fanjakana Norvezianina indray ny fandaharanasa Fanabeazana ho an` ny rehetra.

 

 

Mitentina 4, 16 tapitrisa dolara ny sora-bola ary hotanterahin` ny UNICEF, ny birao iraisam-pirenena momba ny asa (BIT) ary ny fandaharanasan` ny Firenena Mikambana momba ny sakafo (PAM). Ireo rafitra ireo no hisahana ny fitantanana izany tohana izany amin` ity volana jolay ity hatramin` ny volana desambra mba hahafahana misoroka ny takaitra avelan` ny aretina COVID-19 amin` ny sehatry ny fampianarana. Ampiasaina an` ny faritra telo: Anosy, Androy ary Atsimo Andrefana ho fanatsarana ny fampianarana ny tohana. Faritra marefo no iantefan` ny asa fanohanana satria ambany be ny tahan` ny fidirana an-dakilasy sy ny fahavitan`ny mpianatra ny ambaratonga voalohany raha mitaha amin` ny faritra hafa.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT