Fanotorana tany eto Antananarivo

Manamafy ny APIPA fa mbola voarara


  • Alakamisy 14 Septambra 2023

Mampahatsiahy ny APIPA (Autorité pour la protection contre les inondations de la plaine d'Antananarivo),

fa mbola voarara ny fanotorana tany eto Antananarivo, ka mbola miato mandra-pivoakan’ny fanapahana vaovao. Tsy misy noho izany ny famoahana taratasy fahazoan-dàlana vaovao hanao fanotorana. Ireo fitaovam-pitaterana rehetra ampiasaina amin’ny fanotarana tany dia iharan’ny sazy avy hatrany, izay efa voafaritra ao anatin’ny fehezan-dalàna famaizana sy ny lalàna mikasika ny fanajariana ny tanàn-dehibe sy ny toeram-ponenana, hoy ny APIPA. Hogiazana avy hatrany noho izany ireo fitaovam-pitaterana tahaka ny fiara ampiasaina amin’ny fanotorana tsy ara-dalàna satria tsy azo atao izany izao. Tena voahaja sy voaharamaso tokoa ve io tsy fahafahana manao fanotorana io raha tarafina amin’ny zava-misy eto amin’ny Kaominina Antananarivo na koa amin’iny manodidina ny By-Pass iny ?
Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT