FANOMEZANA NOHO NY TAONA VAOVAO

Misy ireo tena tsara nefa zakan’ny fahefa-mividy


  • Alakamisy 25 Janoary 2024

Fotoana fifanoloran’ny olona mifanakaiky fo fanomezana ny fiandohan’ny taona tahaka izao.

Ankoatra ny mpivady, ny mpifankatia dia afaka manao izany tsara ihany koa ny mpinamana. Manana tolotra mifanojo amin' izany indrindra ny tranombarotra « Baolai » etsy Analakely, Soarano ary ao Bazar - be Toamasina, izay zakan’ny fahefa-mividin’ny olona tsara. Avo lenta ny fahita lavitra fisaka izay misy antoka 1 taona daholo, hita ao amin' izy ireo toy ny Hisense sy Toshiba izay mpanohana ofisialy ny lalao Euro 2024 ho avy izao. Mbola mitohy ilay fihenam -bidy amin' ireo fahitalavitra fisaka marika jeyoo ao. « Vao naha tonga entana lohalaharana amin' ny kalitao koa izy ireo raha araka ny fantatra ho fanomezana fahafaham-po ny rehetra. Natao mifanaraka hatrany amin' ny filana sy fahefa-mividy ny besinimaro izany toy ny congélateur ( izay mitazona ny hatsiaka aorina ny delestazy), ny Laser Tv misy hatramin' ny 120", ny réfrigérateur miroir, ny climatiseur, ny machine à laver smart wi-fi,ny friteuses sy four multi - fonction, ny panneaux solaires mono ary ny polychristalline.
Pati
Legende : Maro entana azo hisafidianana tahaka izao ao amin’ny Baolai !

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT