FANOLANANA AN’I CHRISTINAH KELY

Tratra i Tigana, ilay nahavanon-doza Ela ny ela fa tratra i Tigana


  • Alakamisy 04 Janoary 2024

ilay lehilahy 40 taona nahavita nanolana ka nanimba tanteraka ny fahadiovan’i 𝗖𝗵𝗿𝗶𝘀𝘁𝗶𝗻𝗮,

ilay 𝘇𝗮𝘇𝗮𝘃𝗮𝘃𝘆 kely vao 𝟬𝟮 𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 monja 𝗶𝘇𝗮𝘆 𝘇𝗮𝗻𝗮-𝗱𝗿𝗮𝗵𝗮𝗹𝗮𝗵𝗶𝗻𝘆 𝗶𝗵𝗮𝗻𝘆. Tany Antsampanana Brickaville no nitranga ity toe-javatra mampalahelo ity ny alin'ny Alatsinainy 25 Desambra teo. Nobatainy moramora teo am-pandrina io zaza io ary ny Talata 26 Desambra vao hita fa efa niboridana tany anaty ala ilay zaza. Taorian'izay dia tsy afaka nipetraka mihitsy i Christina fa tsy maintsy trotroina foana ka ilay Renibeny no nikarakara sy nandray an-tanana azy tamin’izany. Mbola manaraka fitsaboana ao amin’ny hopitaliben’i Toamasina moa ity zaza ity hatramin’ny omaly, raha efa eo am-pelatanan’ny mpitandro ny filaminana kosa ilay tsy mataho-tody.
Pati
Legende : Izy no Tigana aminy ilay nahavita nanolana ny zana-drahalahiny !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sekertera jeneraly
  • Alakamisy 07 Mey 2026

vaovaon’ny Minisiteran’ny jono

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alakamisy 07 Mey 2026

"Ny fizahantany dia afaka

  • Raharaha ENMG
  • Alakamisy 07 Mey 2026

« Ampiharo ny lalàna ! »

  • Fitrandrahana solika
  • Alakamisy 07 Mey 2026

any amin’ny Plateau Mahafaly

  • ZAZA 5 TAONA
  • Alakamisy 07 Mey 2026

NISY NAMONO TANY MANDRITSARA

  • ANKILILAOKA-RN 9
  • Alakamisy 07 Mey 2026

Sarona ny tambajotra mpitrandraka hazo tsy ara-dalana

Hijery ny tohiny
FTT