Actualités

Fanohanana ny polisim-pirenena Nanolotra vary 40 gony ny faritra Analamanga


  • Alarobia 01 Jolay 2020

Ny Faritra Analamanga dia nanolotra fanampiana sy fanohanana ny polisim-pirenena izay manatanteraka ny asany amin'izao fiezahana mamehy ny fiparitahan'ny aretina Covid-19 eto Antananarivo izao.

 

 

  Tsy vao voalohany izao fanampiana ataon'ny Faritra Analamanga ny Polisim-pirenena izao, hoy hatrany ny fampitam-baovao. Nisolo tena ny Governora nanatitra izany fanampiana izany tetsy Tsaralalana ny Sekretera Jeneralin'ny Faritra ary nandray ny fanampiana ny Commissaire Central eto Antananarivo renivohitra. Vary 40 gony, tsaramaso 4 gony, menaka 24 litatra, gel 5 litatra, savony 20 baoritra, koba 10 gony ary solika 2000 litatra ireo fanomezana ireo, raha ny voafaritra anaty sertifika momba izany.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT