Actualités

Fankalazana ny 08 martsa Nosantarina tamin’ ny diabe


  • Alarobia 08 Martsa 2023

Diabe nataon'ny vehivavy teo ambany fitarihan'ny vadin'ny Filohan'ny Repoblika Ramatoa Mialy Rajoelina omaly no

nentina nanokafana sy nanamarihana ny andro maneran-tany ho an’ny vehivavy izay hankalazaina amim-pomba ofisialy anio Alarobia 08 Martsa. Solontenan'ny fikambanam-behivavy avy amin'ny lafivalon'ny Nosy, avy amin'ireo andrim-panjakana sy ireo ministera isan-tokony no nandray anjara tamin’izany niainga teo amin’ny kianja mitafon’ Ankorondrano nipaka hatrany amin’ny kianjan’ Alarobia. Fiarahana nanao fanatanjahan-tena ho mariky ny fiaraha-mientana no namaranan’izy ireo ny fotoana omaly teny amin’ny kianjan’Alarobia hatrany. Mikasika ny fandaharam-potoana anio Alarobia dia fantatra fa eny amin’ny kianjan’i Barea Mahamasina no entina hanamarihana izany, lanonana mbola hotarihin’ny vadin’ny filoham-pirenena hatrany.
Pati
Legende : Nandritra ny diabe omaly niarahana tamin’ny vadin’ny filoha !

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT