Nontanterahina tetsy amin’ny minisiteran’ny raharaham-bahiny Anosy omaly maraina ny atrikasa mahakasika ny fanjakana tsara tantana (bonne gouvernance) sy ny fahaiza-mitantana eo anivon’ireo sampandraharaham-pajakana sy departemanta minisiterialy isan- tokony. Voalazan’ireo nandaha-teny fa ny fahaiza-mitantana no antoka ahombiazan’ny .....
fanatanterahan’ilay politika ankapoben’ny fanjakana, ka ho fitaovana enti-mampandroso ny firenena. Nasian’izy ireo teny ihany koa fa ilaina ny fametrahana ny tany tan-dalàna mba hamerenana ny hasin’ny firenena. Ny Praiminisitra Kolo Roger moa no nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny lanonana niaraka tamin’ireo mpikambana vitsivitsy eo anivon’ny governemanta.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.