Actualités

Fanimbazimbana saina tatsy La Réunion Hanao hetsika eo Ambatomena ireo tsy faly


  • Sabotsy 08 Aogositra 2015

Nanao ranolava ny fanehoan-kevitra tamin’ny tambazotran-tserasera toy ny facebook taorian’ilay fanimbazimbana sainam-pirenena Malagasy nataon’i Cathérie Paoli, komitin’ny Lalaon’ny Nosy atao atsy La Réunion ny talata teo.


 

 Fanakianana avokoa ny ankamaroany, ary tonga amin’ny fifanentanana sy fifampitaomana hanao hetsika fanehoana tsy fankasitrahana iny tranga iny, manoloana ny masoivoho frantsay eo Ambatomena amin’ity anio ity.



Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT