FANGATAHANA TANIM-PANJAKANA

Maro ireo liana amin’izany


  • Alakamisy 25 Jolay 2024

Maro ireo Malagasy te-hiala mafy amin’ny hofantrano noho ny hasarotan’ny fiainana.

Tsy vita mora anefa na izany aza ny mividy tany. Efa mahatratra 50.000 Ar mantsy amin’izao ny 1m2 amina toerana mba metimety raha tafakatra an-tapitrisany mihitsy izany eny amin’ny By Pass sy ny manodidina eny. Tsy vitsy ireo liana fatratra amin’ny fomba hahazoana tanim-panjakana noho izany. Hita taratra tetsy amin’ny Foara Trano andiany fahatelo tanterahina etsy amin’ny kianjan’i Barea Mahamasina izany nanomboka omaly Alarobia 24 Jolay. Marobe ireo olona tonga nanontany izany. Tanjon’ny mpikarakara rahateo ny mba hahafahan’ny Malagasy rehetra manana na mahavita trano eny fa na dia efitrano iray ihany aza ho enti-miady amin’ny fahantrana. Maimaim-poana ny fidirana.
Pati
Legende : Atoa Michel Joseph mpikarakara nandritra ny fanokafana omaly !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT