Actualités

Fangatahana fahafahana vonjy maika Misy mahatratra 2 tapitrisa Ar ny vola alain’ireo mpanera


  • Alarobia 01 Febroary 2023

Misy mahatratra hatrany amin’ny 2 tapitrisa Ar ny vola takian’ireo mpanera amin’ireo olona manana havana voafonja

eny amin’ny fonjaben’Antanimora mangataka fahafahana vonjy maika raha araka ny fanadihadiana nataon’ny CINDH izay mpiaro ny zon’olombelona. Tao amin’ity fonja iray ity sy ny fonjan’i Tsiafahy no nanaovany fanadihadiana ka fantatra ihany koa ireo tompon’andraikitry ny fonja no tena mitana ny lohalaharana amin’izany fanaovana kolikoly izany. Misy amin’ireo manan-kavana voafonja noho izany no lasa manaotao foana mihitsy mitady io vola io mba hamoahany ny havany. Misy ireo mivaro-pananana raha misy ihany koa ireo mihindram-bola etsy sy eroa mihitsy. Hiezaka hijery ity olana mianjady amin’ireo manan-kavana voafonja ity araka izany ny CNIDH.
Pati
(Sary fanehoana)
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT