Fandribaratra eny Anosizato

Nitrangàna fahamaizana


  • Talata 03 Febroary 2026

Nitrangàna fahamaizana

fandribaratra tamin’ny vata mpanova herinaratra 63 kV iray ao amin’ny «sous-station Tana-Sud» Anosizato, hoy ny fampitàm-baovao omaly hariva. Io no niteraka fahatapahan’ny famatsiana herinaratra amin’ny faritra maro hatramin’iny omaly iny, raha ny vaovao voaray. Efa naharitra ora maro ny fahatapahana nanomboka ny alahady teo sy omaly, hoy ny fitarainan'ireo mpanjifan'ny JIRAMA. Araka ny fanazavana, am-perinasa manarina ny fahasimbàna ireo teknisianina hatramin’iny omaly iny, raha ny fampitàm-baovao voaray hatrany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

  • Fanohanan’ny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Faritra Analamanga

  • Varatra
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

nitera-doza

  • PM Rajaonarison Mamitiana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Manana ny programany i Madagasikara,

Hijery ny tohiny
FTT