Actualités

Fandriampahalemana Nanokafana paositry ny polisy eny Ampahibato Alasora


  • Sabotsy 21 Jona 2014

Notokanana omaly ny paositry ny polisy vaovao eny Ampahibato Alasora.

 40 tapitrisa Ariary ny totalim-bidin’ny asa natao ka tafiditra ao anatin’izany ny fanamboarana ny lalana, ny fefy, ny taotrano ary ny fitaovana rehetra ao anatiny. Taratry ny fiaraha-miasan’ny Fanjakana sy ny tsy miankina (3P) izao asa izao. Ny Kaominina Alasora no nanome ny tany sy nanamora ny fampidirana jiro ary ny Association Lotissement Anosy no namatsy vola tamin’ny fanamboarana. Polisy 11 no miasa ao amin’ity fotodrafitrasa vaovao ity.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT