Actualités

Fandoavana karama Aza manao zanak’ikalahafa !


  • Talata 22 Jolay 2014

Ho azo ihany ny karama ! Izay no vetsovetson’ireo mpiasa amin’ny Kaominina maro manerana ny Nosy tsy nandray karama am-bolana maro, raha nandre ny fampanantenan’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina handoa ny karama 16 volan’ny mpiasan’ny Kaominina Fianarantsoa, raha nitsidika tany an-toerana izy ny zoma 18 jolay lasa teo

“Raiamandrenin’ny firenena ny filoha ka manantena izahay fa tsy hanao anay ho zanak’ikalahafa izy”, hoy ny mpiasa iray ao Mahajanga, izay efa hananika ny fahafito volana izao no tsy nandray karama ny mpiasan’ny Kaominina ao an-toerana. Maro amin’ireo Kaominina ambanivohitra tsy manana tsena isan-kerinandro ihany koa no misedra olana amin’ny fandoavana karaman’ny mpiasa, ny “subvention” avy amin’ny fanjakana anefa tsy azo.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT