Actualités

Fandevenana an'i Issa Haytou Any an- toerana i Ahmad


  • Alatsinainy 19 Aogositra 2024

zao fa lasa any Garoua hanatrika ny fandevenana an'i Issa Haytou,

filohan'ny CAF teo aloha koa ny filoha Ahmad. Mbola porofo mivaingana izao fa tena mampiray ny baolina kitra. Ny filoha Ahmad no nandimby an'i Issa Haytou teo amin'ny toeran'by filohan'ny CAF. Any Garoua daholo izany ireo manampahefana amin'ny baolina kitra satria efa any koa ny filohan'ny CAF am-perinasa, Patrice Motsepe, ary efa habdrasana koa ny fahatongavan'ny filohan'ny FIFA, Gianni Infantino. Tsy vaovao amin'ny mpitia baolina kitra malagasy moa ity tanàna'i Garoua ity satria efa nilalao tany ny CNaPS Sports. Tanàna lehibebe kokoa noho i Mahaiza nefa dia nahazo fankatoavana ny azy ny kianja fanaovana baolina.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT