Fandaminana ny tsena ao Antehiroka

Hifampieràna ny fanapahan-kevitra rehetra


  • Alarobia 04 Jona 2025

Am-pifaliana no ilazàna amintsika fa nanaiky ny fandaminana ny tsena eto Antehiroka

ny mpivarotra eto amin’ity kaominina hiadidianay ity, hoy ny ben’ny tanàna ao amin’ny kaominin’Antehiroka, Toky Harilanto Andrianarivelo. Mbola mitohy, hoy izy, ny fanentanana ireo mponina miisa 86.000 amin’ireo fokontany miisa 9 ny amin’ny hanarahan’izy ireo ny fandaminana apetraka ety anivon’ny kaominina. Na ny tsena eto Ambohibao, izay ahitàna mpivarotra miisa 220 io ka hatrany Anjanahary dia samy mbola hisy izay lamina ho apetraka izay avokoa. Misy hatrany ny firesahana amin’ireo mpivarotra mikasika ny fifanarahana azo atao mialohan’ny handraisana fepetra iarahan’ny rehetra manaiky. Hifampieràna ny fanapahan-kevitra rehetra, hoy hatrany ny ben’ny tanàna ao an-toerana.
Nangonin’i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT