Fandaminana ny tanàna

Mila fanabeazana, mila asa ny fampiharana ny lalàna


  • Alarobia 04 Desambra 2024

Tsy azo atao ny manao tery vay manta amin’ny fampiharana ny lalàna, hoy i Tahina Razafinjoelina.

Tsy maintsy miainga amin’ny fanentanana sy fanabeazana ny olom-pirenena aloha izany. Manaraka an’izay dia mila fanofanana sy fanomezana asa satria tsy manana antom-pivelomana mazava sy azo antoka ny olona matoa miroso amin’ny resaka varotra amoron-dalana, fitaterana olona sy entana amin’ny posy na sarety, ny resaka moto taxi sy taxi bisikileta.Vahaolana maharitra no ilaina fa tsy vahaolana maimaika.
RTT
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT