Actualités

Fanarenana an`i Madagasikara Hanampy tosika i Frantsa


  • Alarobia 08 Jolay 2020

Manampy tosika ny fanjakana sy ireo rafitra ara-pahasalamana Malagasy mba hahafahana manampy azy ireo i Frantsa indrindra eo amin`ny lafin` ny fampitaovana, hoy ny masoivoho frantsay, Christophe Bouchard.

 

 

 Hanome famatsiam-bola fanampiny, amin` ny alalan` ny AFD, natokana ho an`ny loza voajanahary izahay. Eo ihany koa fanampiana ho fanatsarana ny tontolon`ny fonja amin` ny lafiny fahasalamana. Mbola ho maro ihany koa ireo tohana, saingy hiompana kokoa amin` ny fiatrehana ny voka-dratsy naterakin` ny krizy eo amin` ny toekarena sy ara-tsosialy, hoy ihany izy.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT