Actualités

Fanararaotana ara-nofo


  • Talata 04 Aogositra 2015

Ramose manolana mpianatra, ingahy sefo manamboatra mpampianatra Velon-taraina ny ray aman-drenin’ny mpianatra any amin’ny Kaominina ambanivohitra iray any Tsiroanomandidy


amin’ny afitsok’ireo tompon’andraikitry ny fampianarana sasany any an-toerana, amin’ny fanararaotana ara-nofo. Lasibatra amin’izany ireo tovovavy mpianatra tsy ampy taona sy ireo mpampianatra FRAM. Ny tovovavy mpianatra amboarin-dramose, ireo mpampianatra kosa anaovan’ny sefo fanararaotam-pahefana raha tsy manaiky hiara-mandry aminy.

Ra-Bri

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • PRRM :
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Fitsarana mbola nolovaina tamin’ny Frantsay

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT